Entry | 1 tsy zehena |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tsy, zehena |
Examples |
4 [2.131] hazo fotsy navadiky ny rano aho ka na hitsangana na hitsivalana dia tsy zehena tsy kizahina fa izay tiako no alehako na hiorika na hivalana |
Updated on 2025/02/12 |
![]() |